Panier
0
0 MGA

Ny Mah'atoky’s Farm (Mah’Fiompiana – Mah’Kuroiler de Bongolava) dia toeram-piompiana hita ao Tsididy, mifantoka amin’ny fiompiana biby fiompy matanjaka sy mifanaraka amin’ny toetr’andro malagasy.
Mamokatra akoho Kuroiler, Wyandotte, Australorp, Brahma, ary koa vorontsiloza sy papelika izahay, izay voakarakara am-pitandremana, mba hiantoka ny fitomboana haingana sy ny fahasalamana, ary mba hanolorana vokatra tsara, na ho an’ny hena sy ny atody.
Ny tanjonay dia ny hanome biby tsara kalitao sy azo antoka ho an’ny fianakaviana, mpiompy ary mpivarotra, manerana an’i Madagasikara.