Accueil MG

Mahatoky's Farm

Mpiompy mahatoky, biby salama sy mamokatra

Ny "Mahatoky’s Farm" dia toeram-piompiana akoho sy vorontsiloza ary papelika, tsara kalitao, matanjaka ary salama. Mampiasa sakafo voajanahary izahay hahatonga ny biby fiompy ho salama sy tsara tsiro. Ny tanjonay dia ny hanolotra ny tsara hahafa-po anao mpanjifa.

TOPIMASO MOMBA NY VOKATRA ATO AMINAY

KUROILER - "Akoho matanjaka sy haingam-pitombo ary vaventy, manokatra atody sy hena, mety amin'ny toetr'andro rehetra eto Madagasikara."

WYANDOTTE - "Akoho haingon-tanana tsara bika, hery sy fahasalamana miavaka.".

AUSTRALORP - "Mpanjakan'ny fanatodizana, mora tezaina amin'ny toetr'andro rehetra"

VORONTSILOZA - "vorontsiloza vaventy, manatody sy mikotrika"

PAPELIKA - "Atody sy hena manan-karena proteine sy mineraly, manampy hery sy fahasalamana."

Créez votre site web gratuitement ! Ce site internet a été réalisé avec Webnode. Créez le votre gratuitement aujourd'hui ! Commencer